Fifidianana : Hanara-maso ny mpanao politika na misy aza ny kajikajy atao.

0

Isan’ireo noresahana tao anatin’ny fandaharana ankitsimpo farany teo ny mikasika ny fikarakarana sy fanomanana ny fifidianana amin’ity taona ity. Noresahan’ireo vahiny tao anatin’izany ny kajikajy ataon’ny mpitondra hifehezana ny fifidianana. Nanamafy kosa ny mpanao politika fa hanara-maso akaiky ny fizotran’izay fifidianana izay.