Fifidianana : hivoaka ny torolalana hampihena ny tsy fanekena voka-pifidianana

0

Hivoaka ny faran’ny volana izao ny torolalana hampihena ny tsy fanekena voka-pifidianana novokarin’ny fiarahamonim-pirenena mpanara-maso ny fifidianana eto Madagasikara sy ny ANJA na ny « Association Nationale pour la Justice Administrative ». Nifarana androany ny atrikasa famolavolana izany.