Accueil Politique Fifidianana Loholona : navoaky ny HCC androany ny vokatra ofisialy

Fifidianana Loholona : navoaky ny HCC androany ny vokatra ofisialy

0
Fifidianana Loholona : navoaky ny HCC androany ny vokatra ofisialy

Toerana 10 no azon’ny lisitra kandidà avy amin’ny IRMAR na ny Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina eny anivon’ny Antenimieran-doholona. 2 ho an’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga. Izay raha fehezina ny vokatra ofisialy navoakan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenena mahakasika ny fidianana Loholona ny 11 desambra lasa teo.