Accueil Politique Fifidianana loholona

Fifidianana loholona

0
Fifidianana loholona

Nivoaka tamin’ny fahanginany i Omer Beriziky izay nirotsaka hofidiana loholona amin’ny faha 29 ny volana desambra ho avy izao. Nandritra ny valan-dresaka nataony tamin’ny mpanao gazety omaly, naneho ity praiminisitra teo aloha ity fa ho vitany amin’ny antsakany sy andavany ary ho voafehiny ny asa loholona rehefa lany izy. Tsy nitsitsy fitenena ity kandida nirotsaka tamin’ny fikambanana MAMIMAD izay tarihin’ny minisitry ny fitsarana teo aloha Imbiki Anaclet ary voaresaka avokoa  ny fifidianana loholona, ny resaka andramena, ny resaka politika ary ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny. Araho ary ny valan-dresaka nataony omaly tao amin’ny trano fonenany tao Ampandrana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici