Fihaonana an-tampon’ny SADC : neken’ny mpikambana ny Filoha RAJOELINA Andry

0

Resy lahatra ireo filoham-panjakana tonga nanatrika ny fihaonana an-tampon’ny SADC fa manana olona mpitarika i Madagasikara. Ny filohan’ny repoblika izay nanamafy nandritra ny fandraisam-pitenenany fa tsy tokony hijanona eo amin’ny fifanakalozan-kevitra fotsiny ihany ny fampandrosoana an’i Afrika.