Fihaonana – Praiminisitra sy ny Solombavambahoaka ho an’ny fanovàna : voaray ny fitakian’ny mpitolona

0

Fampitàna ny fitakian’ny mpitolona eny amin’ny 13 Mai amin’ny no votoatin’ny fihaonan’ny solombavambahoaka ho an’ny fanovàna sy ny praiminisitra afakomaly, araka ny tatitra nataon’izy ireo tamin’ny vahoaka teny an_kianja omaly. Nibahana ihany koa ny mikasika ny fananganana governemanta.