Fihetsiky ny mpitondra manoloana ireo mpanabe : tsy voahaja ny fahalalahan’ny mpiasam-panjakana

0

Mbola mitohy ny tsy fanajana ny fahalalahan’ireo mpiasam-panjakana manoloana ny fihetsiky ny mpitondra tamin’ireo mpanabe teny amin’ny INFP Mahamasina. Mifangaro amin’ny raharaha politika ihany koa ny resaka fampianarana. Tranga izay tsy azo ekena amin’izao ankatoky ny fifidianana izao.