Fihotsahan’ny tany : tandindomin-doza indray ireo mponina eny Ampamarinana

0

Tandindomin-doza ireo mponina eny Ampamarinana amin’izao fotoana izao. Izy ireo, izay nampanantenain’ny fitondram-panjakana ny volana febroary 2018 fa hafindra toerana taorian’ny fihotsahan’ny vato namoizana ain’olona teny an-toerana. Hatramin’izao, tsy hita ny fandraisan’andraikitra hoy ireo mponina.