Notanterahina androany ny « réception provisoire » ny lalana lot 4, izay misy ampahan-dalana miisa 3, izay mitôtaly 11,6 km. Voakasiky ny fanamboarana ny lalan’ny fiarakodia, ny lalan’ny mpandeha tongotra ary ireo fivoahan-drano.