Accueil Politique Fikasana hampody mpiasan’ny ambasady : maro no manahy ny mety ho hambadik’izay

Fikasana hampody mpiasan’ny ambasady : maro no manahy ny mety ho hambadik’izay

0
Fikasana hampody mpiasan’ny ambasady : maro no manahy ny mety ho hambadik’izay

Ahiana ho misy ambadika hafa ny fikasana hampodiana ireo mpiasan’ny ambasady Malagasy any ivelany miisa 60, araka ny fanehoan-kevitry ny manampahaizana momban’ny fifandraisana iraisam-pirenena. Afaka mitsipaka io mandritry ny filankevitry ny minisitra ny praiminisitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici