Filankevitry ny minisitra : fepetra maro no noraisina

0

Fepetra maro no noraisin’ny fitondram-panjakana araky ny nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra omaly. Isan’izany ny lafiny fambolen-kazo. Mikasika ny fanendrena sy fanesorana tomponandraikitra kosa, nofoanana ny didimpanjakana manendry ny filohan’ny filankevimpitantanan’ny orinasa JIRAMA.