Filoha Andry RAJOELINA : nitsidika toerana manan-tantara tao Maurice

0

Fitsidihana maro no nataon’ny filoha Andry RAJOELINA tao Maurice tamin’ity androany ity teo ihany koa ny fandraisana ireo olom-panjakana tonga any an-toerna. Nanamboka io hariva io ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovan-tena ny île Maurice izay hatao eo amin’ny Champ de Mars ao Port Louis.