Accueil Economie Filoha RAJAONARIMAMPIANINA : tsy menatra ny mandainga amin’ny vahoaka

Filoha RAJAONARIMAMPIANINA : tsy menatra ny mandainga amin’ny vahoaka

0
Filoha RAJAONARIMAMPIANINA : tsy menatra ny mandainga amin’ny vahoaka

Nilaza ho tsy mahalala ny fisian’ny fifanarahana hitrandrahan’ny sambo sinoa miisa 330 ny fari-dranomasina malagasy ny filoha teo aloha Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Ny mpanolotsainany Hugues RATSIFERANA no nanao sonia io fifanarahana io. Tsy nisy nefa ankilany ny fakan-kevitra ny mpisehatra voakasika sy ny ministera tomponandraikitra. Fatiantoka goavana amin’ny ara-tontolo iainana sy ny toekarena andranomasina no aterak’ity fitrandrahana ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici