Filohampirenena Malagasy  : tontosa androany ny fifamindram-pahefana

0

Andro manan-tantara ho an’i Madagasikara. Androany 18 Janoary 2019, tontosa tao anatin’ny filaminana ny fifamindram-pahefana voalohany tamin’ny Filoham-pirenena 2 lanim-bahoaka. Ny filohampirenena teo aloha Hery Rajaonarimampianina sy ny filohampirenena vaovao Andry Rajoelina. Araho an-tsary ary ny famintinana izany.