Filohan’ny mpanohitra : tsy tokony hivoaka ivelan’ny Antenimiera

0

Nolanian’ireo solombavambahoka teny Tsimbazaza omaly ny lalàna mifehy ny mpanohitra sy ny antoko mpanohitra eto amintsika. Tsy tokony hivoaka ivelan’ny antenimierampirenena ny filohan’ny mpanohitra raha ny fanehoankevitr’ ireo solombavambahoaka.