Filohan’ny Repoblika : nanatitra fanafody sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana ao Mahajanga

0

Tonga nanatitra fanafody sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana ao amin’ny hopitaly manara-penitra Mahavoky atsimo, Mahajanga ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara sy ny vadiny omaly . Ohatra amin’izany ireo respirateur d’oxygene, vitamine ary fitaovana hampiasan’ireo mpitsabo mandray an-tanana ireo marary. Teo ihany koa ny fanomezana ny prime de risque sy ny indemnité ho an’ireo mpitsabo.