Fisamborana an’i Eddy MAMINIRINA : raharaha efa hatry ny ela

0

Raharaha efa ela ny anton’ny fisamborana an’i Eddy MAMINIRINA teny Ivandry omaly. Mpandraharaha voasaringotra amin’ny fanondranana andramena hoy ny teo anivon’ny fitsarana voatokana miady amin’ny fanondranana andramena.