Accueil Société Fisorohana ny Coronavirus: mety hofoanana ny sidina avy any Asie

Fisorohana ny Coronavirus: mety hofoanana ny sidina avy any Asie

0
Fisorohana ny Coronavirus: mety hofoanana ny sidina avy any Asie

Ankoatry ny fitsirihina ara-pahasalamana atao eny amin’ny seranampiaramanidina , efa misy ny fivoriana ary mety hofoanana ao anatin’ny fotoana tsy voafetra ireo sidina rehetra avy any Asie miditra eto Madagasikara. Nanamafy ankilany ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka fa tsy misy tranga mampiahiahy eto amintsika ary efa vonona amin’izany ny mpitsabo sy ny hopitaly rehetra raha sanatria tonga eto Madagasikara izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici