Fitakiana fialan’ny filohampirenena: tsy hihemotra na eo aza ny fiziriziany

0

Nandiso ny filazan’ny filohampirenena tao amin’ny onjampeo vahiny ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana, indrindra ireo avy any amin’ny faritra raha nanotaniana mikasika izany. Na eo aza ny fiziriziriana, tsy hihemotra amin’ity fitakiana fialana ity izy ireo raha ny fanazavana.