Fitakiana sendikaly : tsy nahazo valiny mahafa-po

0

Nanao “sit in” teny amin’ny ministeran’ny vola sy ny tetibola omaly maraina ny mpampianatra mpanabe nampahafantatra ny fitakiany. Ankoatra izay dia fampanantenana tsy misy hatrany ny vahaolana naroson’ireo tomponandraikitra, hoy ireo mpanao fitokonana