Accueil Politique Fitantanana: tsy ampy fiomanana amin’izany mpitondra fanjakana malagasy.

Fitantanana: tsy ampy fiomanana amin’izany mpitondra fanjakana malagasy.

0
Fitantanana: tsy ampy fiomanana amin’izany mpitondra fanjakana malagasy.

Tsy misy ny fiomanana mialoha ataon’ny tomponandraikimpoanjakana malagasy amin’ny fitantanana ny firenena ankapobeny. Tahaka izany ny fiatrehana ny rivodoza farany teo. Izay no nambaran’ny mpanao politika tao anatin’ny fandahraana ankitsipo. Fanovana rafitra no ilaina manoloana ny tsy fahombiazana amin’ny fitantanana sy ho fampadrosoan’ny firenena hoy kosa ny teknisiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici