Fitantanana volam-panjakana : marefo ny fanasaziana ireo tsy manara-dalàna

0

Marefo ny fampiharana ny sazy eo amin’ny tsy fanarahan-dalàna amin’ny fitantanana ny volam-panjakana. Dingana maro no tsy maintsy lalovana mialohan’ny hamoahana sazy ary mety maharitra an-taonany maro ny fitsarana ara-bola.