Fitiliana VIH – SIDA : sakana ny henatra

0

Isany antony mampitombo tsy ahafahana manampy ireo olona mitondra ny tsimokaretina VIH SIDA ny henatra. Maro amin’izy ireo raha ny fanazavana azo no manafina ny aretiny, ary maro ihany koa no tsy mahafantatra ny fisian’izany ao anatiny akory.