Fitokanana toeram-pivarotana « friperie » : 3 volana tsy mandoa hetra ireo mpivarotra

0

Nametraka lamina vaovao ny fiaidian’ny tanàna ao Antsiranana manoloana ny fahamaron’ireo mpivarotra friperie any an-toerana. Nisy araka izany ny fanomezana azy ireo toearam-pivarotana vaovao ao amin’ny Boulevard Binao. Trano eva manodidina ny 400 isa ary vola madiodion’ny commune Antsiranana no nanatanterahana izany.