Accueil Politique Fitokonan’ny mpiasan’ny M2PATE: manohitra ny fampiharana ny lalànan’ny ZES

Fitokonan’ny mpiasan’ny M2PATE: manohitra ny fampiharana ny lalànan’ny ZES

0
Fitokonan’ny mpiasan’ny M2PATE: manohitra ny fampiharana ny lalànan’ny ZES

Hitohy ary tsy hitsahatra ny fitokonan’ireo mpiasa eo anivon’ny M2PATE. Mivondrona amin’izany ny mpiasan’ny Topographie, ny Domaine sy ny M2PATE amin’ny ankapobeny. Ankoatry ny fitakiana izay tsy nisy valiny efa hatry ny ela teo anivon’ny sampandraharahan’ny Domaine, manohitra ny fampiharana ny lalànan’ny ZES ireo mpiasa amin’ireo sehatra 3 ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici