Fitondrana HVM : manitsakitsaka ny zo fototry ny mpiasam-panjakana

0

Voahitsakitsaka ny zo fototry ny mpiasam-panjakana, izay no nivoitra nandritra ny fandraisam-pitenenana sy ny sora-baventy nentin’ireo mpiasam-panjakana nandritra ny diabe niainga teny Mahamasina nihazo ny lapan’ny tanàna Analakely. Ny fialan’ny filohampirenena no vahaolana hoy izy ireo manoloana izany.