Fitondrana HVM : matahotra ny mpanohitra

0

Tahotra no ambadiky ny fanapahan-kevitra navoakan’ny HCC momba ny fangatahan’ny antoko Malagasy miara-miainga ho mpanohitra ara-dàlana. Matahotra ny fanoherana ny mpitondra ankehitriny hoy Ranjivason Jean Théodore.