Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany : toerana miisa 44 hitadiavana mpitrandraka vahiny

0

Tontosa tany Le Cap Afrika Atsimo tamin’ny faha-5 ka hatramin’ny faha-8 novambra lasa teo ny « Africa Oil Week », nandraisan’i Madagasikara anjara, izay nanoloran’ny OMNIS (Office des Mines nationales et des Industries stratégiques) toerana miisa 44 heverina ho misy solika sy gazy natoraly hitadiavana mpitrandraka vahiny.