Fitsaram-bahoaka: Mitaky ny fampiharana ny lalàna amin’ny rehetra ny olom-pirenena

0

Niverina ary nihamafy ny fitsaram-bahoaka tamin’ity taona ity. Ady eny anivon’ny fiarahamonina izay miafara amin’ny fitsaram-bahoaka ary matetika imasoan’ny mpitandro filaminana izany. Naneho ny vahaolana amin’izany ireo olon-tsotra nohadihadian’ny Agence Capsule niarahana tamin’ny Kolo TV (FM)ny faran’ny volana martsa teo.