Accueil Faits divers Fitsenana ny taona 2019 : nampiana ny ora fiasan’ireo taxibe sasany.

Fitsenana ny taona 2019 : nampiana ny ora fiasan’ireo taxibe sasany.

0
Fitsenana ny taona 2019 : nampiana ny ora fiasan’ireo taxibe sasany.

Fitadiavam-bola sy fanampiana ny mpiara-belona amin’ny fankalazana ny fety. Maro amin’ireo mpanjifa no tsy manana fiara hahafahany mivezivezy nandritra ny fankalazana ny faran’ny taona. Antony mahatonga ireo Taxibe sasan-tsasany hiasa 24 ora ao anatin’ny 24 ora ny alin’ny 31 desambra 2015 lasa teo. Ireo zotra anatiny, miditra ao afovoan-tanana no nahitana izany, fa teo ihany koa ireo mampitohy an’Antananarivo sy Itaosy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici