Fitsenana ny taona 2020 : nahitana taratra ny firaisan-kinan’ny Malagasy.

0

Na teo aza ny alim-pandihizana sy ny fiaraha-mifaly tamin’ireo toerana fanaovana fety isan-karazany eto Andrenivohitra, tsy latsa-danja ihany koa ny fiaraha-mifaly teo amin’ny samy fianakaviana, na mpiara-miasa, na mpiara-mianatra na mpiara-monina. Samy nifaly sy nifety ny rehetra teo ampiandrasana ny taona vaovao.