Fitsinjarana ny anjara fitenenana amin’ny fahitalavi-panjakana : ho fantatra amin’ny herinandro

0

Rehefa tsy tafapetraka ny ANRCM, ny CENI no handray an-tanana ny fitsinjarana ny anjara fitenenan’ireo kandida amin’ny amin’ny haino aman-jerim-panjakana amin’ny fifidianana filohampirenena. Aorian’ny atsapaka ny laharan’ireo kandidà afaka herinandro no hahafantarana izany. Miankina amin’ny isan’ny kandidà no ahafahana mamaritra izany ho an’ny fitenenana ao amin’ny fahitalavim-panjakana.