Fitsirihana fanorenana tsy ara-dalàna : mihatra amin’ny rehetra ny lalàna

0

Tany misy fanorenana tsy ara-dalàna teny Alarobia, no nanaovan’ny teo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy fitsirihana androany. Tomponandraikitra eto amin’ny firenena amin’izao fotoana araka ny angom-baovao no tompon’ny fotodrafitr’asa eo amin’ny tany.