Accueil Politique Fivondronamben’ny eveka sy FFKM : miantso fitoniana amin’ny fifidianana

Fivondronamben’ny eveka sy FFKM : miantso fitoniana amin’ny fifidianana

0
Fivondronamben’ny eveka sy FFKM : miantso fitoniana amin’ny fifidianana

Nanao fanambarana hisian’ny fifidianana milamina anatin’ny mangarahara ny fivondronamben’ny eveka eto Madagasikara sy ny FFKM. Teboka maro miantefa mivantana amin’ny vahoaka, ireo mpisehatra mikarakara ny fifidianana sy ireo kandidà ny fanambarana, manomboka any fanentanana ny vahoaka hifidy, ny fanekena ny vokapifidianana sy ny fanajana ny teny nomena ho an’ny kandidà

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici