Fivondronamben’ny eveka

0

Niompana bebe kokoa tamin’ny hafatra ho an’ireo tanora Malagasy ny fivondronamben’ny eveka eto Madagasikara, indrindra taorian’ny JMJ andiany faha 9 izay notontosaina tao Mahajanga farany teo. Na izany aza, nanipy teny ho an’ny vahoaka Malagasy ihany koa izy ireo ary miantso ny rehetra ho tony sy hilamina.