Accueil Politique Fivoriana ara-potoana faharoa – Antenimierampirenena: hanomboka anio

Fivoriana ara-potoana faharoa – Antenimierampirenena: hanomboka anio

0
Fivoriana ara-potoana faharoa – Antenimierampirenena: hanomboka anio

Ny filoha lefitra avy any Fianarantsoa no hitana vonjimaika ny toeran’ny filohan’ny antenimierampirenena ka hitarika ny fivoriana ara-potoana faharoa eny anivon’ny antenimierampirenena anio. Ankoatra ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana. Isan’ireo miteraka resabe ny mety handalovan’ny lalàna mamela ny fiarahan’ny olona mitovy fananahana eto Madagasikara eny Tsimbazaza.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici