Fivoriana ara-potoana faharoa : nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly

0

Volavolan-dalàna miisa 8 ary tolo-dalàna 1 miampy ny fandinihana sy ny fandaniana ny LFI na ny Loi de Finance Initiale, ireo no miandry ny Solombavambahoaka eny amin’ny Antenimieram-pirenena mandritra ny fivoriana ara-potoana faharoa izay nisokatra tami’nny fomba ofisialy omaly.