Accueil Politique Fivorian’ny SADC : ny fianakavian’ny praiminisitra no mameno ny delegasiona

Fivorian’ny SADC : ny fianakavian’ny praiminisitra no mameno ny delegasiona

0
Fivorian’ny SADC : ny fianakavian’ny praiminisitra no mameno ny delegasiona

Nivezivezy tamin’ny tambazotran-tserasera indray omaly ny taratasy nalefan’ny praiminisitra nampilaza ny dia hataon’ny praiminisitra sy ny fianakaviany hanatrika ny fivorian’ny SADC. Fianakaviana no mameno isa amin’ireo delegasiona handeha. Mazava ho azy, volam-panjakana no handoavana ireo fandaniana ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici