Accueil Faits divers Fizahantany : niverina nisokatra ny valanjavaboahary ao Andasibe

Fizahantany : niverina nisokatra ny valanjavaboahary ao Andasibe

0
Fizahantany : niverina nisokatra ny valanjavaboahary ao Andasibe

Niverina azo tsidihina ny valanjavaboahary ao Andasibe taorian’ny fikatonana noho ny Covid-19 efa am-bolana maro. Miazakazaka mijery ny valanjavaboahary avokoa na ny malagasy na ny vahiny monina eto amintsika nandritra ny fanadihadiana. Ankilany, hentitra ny fepetra ara-pahasalamana hifehezana ny valan’aretina hoy ny teo anivon’ny MNP.