Accueil Société Fokontany Alarobia Amboniloha : nitroatra nandà ny handraisana ireo mararin’ny pesta

Fokontany Alarobia Amboniloha : nitroatra nandà ny handraisana ireo mararin’ny pesta

0
Fokontany Alarobia Amboniloha : nitroatra nandà ny handraisana ireo mararin’ny pesta

Nitokona nandà ny fepetra noraisin’ny minisiteran’ny fahasalamana amin’ny handraisana ireo ahiana ho voan’ny valan’aretina pesta ao amin’ny biraom-pokontany sy ny « dispensaire » eny amin’ny fokontany Alarobia Amboniloha ireo mponina eny ny alarobia alina teo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici