Accueil Société Fokontany Ampandrianomby : renim-pianakaviana hita faty nihantona

Fokontany Ampandrianomby : renim-pianakaviana hita faty nihantona

0
Fokontany Ampandrianomby : renim-pianakaviana hita faty nihantona

Trangam-piarahamonina, renim-pianakaviana manodidina ny 29 taona no hita faty nihantona tetsy Ampandranomby Tsarahonenana androany tokony ho tamin’ny 6 ora maraina. Raha ny fanadihadiana natao, tsy nahitana ratra ny tenany ary bola tazana teny an-kodiny avokoa ny vola sy ny firavaka samihafa.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici