FOULPOINTE : tovolahy 16 taona namono nahafaty vehivavy 42 taona

0

Nitrangana vono olona indray tao Foulpointe Ambalahasina Commune Rurale Ampasimbe Onibe, distrikan’ny Toamasina faha-II, Ramatoa iray 42 taona izay mpifanila-bodirindrina no niharan’ny habibiana nataon’io zazalahy sahabo 16 taona   ary niafara tamin’ny fahaftesana.