Accueil Politique Gazety Telonohorefy : notoriana tamin’ny filazana ny marina

Gazety Telonohorefy : notoriana tamin’ny filazana ny marina

0
Gazety Telonohorefy : notoriana tamin’ny filazana ny marina

Notoriana teny amin’ny Hotel de police Tsaralalana ny tonian-dahatsoratry ny gazety Telonohorefy Soava Andriamarotafika sy ny talen’ny famokarana. Fitoriana vokatry ny famoahana ny lahatsotra mikasika ny zava-misy eo amin’ny orinasa Hazovato sy ny La gazette de la Grande île tamin’ny faha- 9 ny volana martsa lasa teo.