Governemanta Malagasy : manatona ny vahoaka

0

Mitohy ny fidinana ifotony ataon’ny Filohan’ny Repoblika miaraka amin’ny mpikambana ao amin’ny governemanta entina hijerena ny olan’ny mponina sy hamaliana izany. Omaly, nanatona ny vahoaka tao Morondava ny Filoha. Nisy ny fahamahana olana maro tany an-toerana.