Accueil Politique Governemanta vaovao : tsy hahitana ireo mpisavika tolona ny tolona tarihin’ny solombavambahoaka 73

Governemanta vaovao : tsy hahitana ireo mpisavika tolona ny tolona tarihin’ny solombavambahoaka 73

0
Governemanta vaovao : tsy hahitana ireo mpisavika tolona ny tolona tarihin’ny solombavambahoaka 73

Tsy hisy ireo mpisavika ny tolona notarihin’ny solombavambahoaaka ho an’ny fanovana ny governemanta vaovao hitsangana eo hoy ny fanehon-kevitr’ireo solombavambahoaka. Tsy olona hanao kolikoly ihany koa fa olona vonona sy mahefa ny asany no hotendrena hoy ireo solombavambahoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici