Governora Faritra Analamanga : tontosa androany ny famindram-pahefana

0

Fotoam-pivavahana narahina famindram-pahefana no nanombohan’ny governoran’ny faritra Analamanga ny fandraisany ny fitantanana androany. Ny fanatanterahana ny veliranon’ny filoha no laharam-pahamehana, raha ny nambaran’ity governora vaovao ity.