Grevy Toamasina : polisy iray naratra, mpanao gazety iray voatoraka

0

Nidina andalambe ireto mpitondra posy bicyclette ao Toamasina noho ny tsy fahafahan’izy miasa isan’andro mamelona ny vady aman-janany. Nangataka izy ireo mba ahhafahany miasa na dia mitondra olona iray isaky ny mandeha hitsinjovana ny fahasalaman’ny tsirairay. Vokatr’izay, Polisy iray no naratra voatora-bato,  Mpanao gazety iray voatoraka fa tsy naratra.