Haiady – fiadiana ho tompondakan’i Afrika : nitondra medaly nody ny solotenan’ny Malagasy

0

Nahafa-po ny fifaninana nandraisan’ny Malagasy anjara tamin’ny fiadiana ho tompondakan’i Afrika teo amin’ny taranja haiady notanterahina tany Gaboronne, Botsowana. Nitondra medaly nody ny solotenan’ny Malagasy teo amin’ny Kata junior, « Combat junior » latsaky ny 55 Kg.