Hajo Andrianainarivelo : nitsidika ny Antenimiera Flamand tao Bruxelles

0

Nandritra ny fitsidihana ataon’ny filohan’ny antoko malagasy miara miainga Hajo Andrianainarivelo any Eropa, nitsidika ny antenimiera Flamand tany Bruxelles ny tenany. Lafiny maro no nihompanan’ny fitsidihanana.