Voahitsakitsaka ny Lalampanorenana amin’izao fotoana raha tsy hilaza hafa tsy ny fanendrena ny Lehiben’ny Faritra hoy i Hajo Andrianainarivelo. Ny Lalampanorenana sy ny lalàna velona dia mazava tsara fa fidiana ny Lehiben’ny Faritra, saingy efa taona maro izao no mbola tendrena hatrany izy ireo.
Hajo Andrinainarivelo
“Tsy ara-dalàna ny fanendrena ny lehiben’ny faritra”